Entry hazandrano (haza, rano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [SLP 1986] anarana iraisan'ny biby fanjono
Explanations in English  [Richardson 1885] [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano.
  [Hallanger 1973] fish; cf. trondro
Explanations in French  [SLP 1986] nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche
Vocabulary 
Analogs  trondro
Tables and plates Dried fish
Examples 
1 [Rajaonarivelo: Bina, page 12] Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano.
2 [Andraina: Mitaraina, page 241] Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe.
3 [Rahajarizafy: Hanitra] Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany?
Quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/30