Entry |
hay
|
Part of speech | interjection
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Tenim-piontanana: Enti-milaza fanontaniana:
Hay! tonga sahady ianao ¶ Enti-milaza toa figagana noho ny fahatongavan-javatra na toe-javatra tsy araka ny nampoizina:
Natao hitsikitsika hivavahana, hay, Papango nipaoka ny akoho |
Explanations in English | [Richardson 1885]
an exclamation of surprise or scorn. Really! Truly! Indeed! It is repeated frequently as an encouragement to warriors. |
| [Hallanger 1973]
really! indeed! |
Explanations in French | [Hallanger 1974]
oh! vraiment! |
Examples | [Razafiarivony: Harivolana, page 175]
Hay, hoy ny mpanjaka.
|
|
Entry |
hay
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
fantatra
|
| [Rajemisa 1985]
Azo, azo averina, fantatra (saingy ilazana indrindra zavatra ilana fianarana): Efa hainao va ilay tsianjery? (Ny hevitra fotsiny hoe "fantatra", tsy ilana fianarana, dia tsy fiteny loatra afatsy any an' indran-tany, na dia miha-mahazo vahana aza ankehitriny: Aiza ho aiza eto ny tranon-dRatsima, ry zaza? -- Tsy haiko, tompoko) ¶ Fantatra ny fanaovana azy: Aoka hataoko fa raharaha haiko raha izany foana ¶ Mety ho vita: Tsy mba hain' ny zanako, tompoko, ny mandainga ¶ Azo, tanty: Tsy hay leferina ny hoso-dratsy avy amin' ny havants ¶ Azo ifampiraharahana, azo akekezina: Tsy haiko io olona io fa ianaono aoka hiresaka aminy ¶ Voafehy: Tsy hain' ny vadiny Rasoa. |
Explanations in English | [Richardson 1885]
possible, able to, can be done by. In the provinces, to know, to be acquainted with. |
| [Hallanger 1973]
known; within one's capabilities |
Explanations in French | [Deschamps 1936]
[Taisaka]
connu |
| [Hallanger 1974]
connu; dont on est capable |
Derivations |
Morphology |
hay
haiko
hainao
hainy
haintsika
hainay
hainareo
hain'
hain-
haim-
| |
hay
haiko
hainao
hainy
haintsika
hainay
hainareo
hain'
hain-
haim-
| |
ho hay
ho haiko
ho hainao
ho hainy
ho haintsika
ho hainay
ho hainareo
ho hain'
ho hain-
ho haim-
| |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples |
|
Quotes |
|
Entry |
hay
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Fahaizana (teny miditra amin' ny famoronan-teny maromaro ka ny heviny hatrany dia hoe fahaizana, fahalalana) |
|
Entry |
hay
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Sihanaka]
may, kilan'ny afo |
| [Rajemisa 1985]
Hafanana, firehetana na fahamaizana vokatry ny afo na ny masoandro, doro: Hain-trano, hain-tanety; hain' andro (hainandro). |
Explanations in English | [Richardson 1885]
burning. A word not used alone, but in compounds |
| [Hallanger 1973]
heat, fire |
Explanations in French | [Deschamps 1936]
[Taisaka]
chaleur |
| [Hallanger 1974]
chaleur; feu |
| [Boiteau 1997]
(toute l'île) (comparer au sanscrit kashai : brûler ; au vietnamien : ray : culture sur incendie, etc. ; des mots de même origine existent dans toutes les langues de l'océan Indien et des rives du Pacifique).
Substantif : feu, incendie.
On dit notamment hain-tanety: incendie des herbes, feu de brousse, mais périodiquement pour le renouvellement des pâturages.
C'est une pratique désastreuse pour la végétation et le maintien de l'équilibre biologique.
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
hay
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Tambahoaka]
tany foana |
| [Rajemisa 1985]
Tanety na lohasaha ngazana tsy misy ala na ahitra lava fa efa nodorana |
Explanations in English | [Richardson 1885]
an exposed situation, an open space near a forest, or surrounded by forest. ¶ open, exposed |
Explanations in French | [Boiteau 1997]
[Merina]
dénudé, dont on a brûlé la végétation. La région dite Ankay tirait son nom de ce que toutes les forêts y avaient été brûlées pour faire du charbon de bois ; la métallurgie du fer à la mode malgache se faisait au charbon de bois ; et aussi pour créer des pâturages
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
hay
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [Richardson 1885]
[Provincial]
the name of an insect found in rice |
Explanations in French | [David: Dialectes (takila H)]
[Tankarana]
insecte parasite du riz |
| [Boiteau 1997]
Nom générique des maladies des plantes qui se traduisent par un dessèchement des feuilles, comme si elles avaient été brûlées ; que ces maladies soient dues à des parasites végétaux ou animaux. Par exemple, haim-bary = haombary : « le pou du riz », mais aussi les dégâts dus à des attaques cryptogamiques, etc.
|
Vocabulary |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
hay
 |
Part of speech | noun
|
Explanations in English | [Richardson 1885]
ahimaina
|
| [Hallanger 1969]
vilona, ahitra maina
|
|