|
|
|
|

Entrée (1/3)1  havokavoka
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Biologie
Explications en malgache  4  Taova anankiroa, havia sy havanana, ao anaty tratra, mifono ao anaty kitapo roa sosona atao hoe plevra, ka fiafaran' ny fitaovam-piaina. (Entin' ny traokabe, izay mizarazara ho zana-traoka eo am-pidirana amin' ny havokavoka, ny rivotra ka miafara any amin' ny kitapon-drivotra kely an' analinaliny; ao anatin' ireo kitapon-drivotra kely ireo no mifandray ny mpanelira madinika sy ny mpamerindra madiniky ny havokavoka, ka ny ra mena mainty entin' irery voalohany, mivesatra gaza karbonika, dia miova ho mena midorehitra noho ny oksizenan' ny rivotra, ka dia entin' iretsy faharoa kosa indray any amin' ny fo) [1.1]
Explications en anglais  5  the lungs, the lights. [1.2]
Explications en français  6  poumons [1.5]
Mots composés 

Entrée (2/3)9  havokavoka
Partie du discours  10  nom
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Explications en malgache  16  Kapoka mandrivorivo, fikapohana na famelezana mafy tsy misy indrafo. [1.1]
Explications en anglais  17  flogging, beating, striking. See kapoka, vely. [1.2]

Entrée (3/3)18  havokavoka
Radical  19  havoka
Partie du discours  20  nom

Mis à jour le 2023/01/05