|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 havana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty.
4Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a friend. [1.2, 1.7]
6a relation, an alliance. See sakaiza, longo. [1.2]
7a relative, an ally; cf. sakaiza. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8parent. [1.3, 1.54, 1.8]
9allié, ami. [1.3, 1.8]
Ohatra  10 Be havana koa ianareo izany! [2.442]
11 Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332]
12 Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298]
13 Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48]
Haiendriteny 
14 Tsotra :
15 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  27 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  28 anabavy, 29 anabavindray, 30 anadahy, 31 anadahindreny, 32 halampatana, 33 hazotapakynysampy, 34 kazaha, 35 rafozana, 36 rahalahy, 37 rahalahindray, 38 rahavavy, 39 rahavavindreny, 40 ray, 41 raibe, 42 razambe, 43 razana, 44 reny, 45 renibe, 46 sakaiza, 47 sakelika, 48 vinanto, 49 vinantolahy, 50 vinantovavy, 51 zafy, 52 zafiafy, 53 zafimpaladia, 54 zafinnympianadahy, 55 zafinnympirahalahy, 56 zafinnympirahavavy, 57 zafindohalika, 58 zafindria, 59 zafinkitrokely, 60 zafitsitorana, 61 zanadrahalahy, 62 zanadrahavavy, 63 zanakanabavy, 64 zanakanadahy, 65 zanakolompianadahy, 66 zanakolompirahavavy, 67 zanakolompirahalahy, 68 zanaka, 69 zaobavy, 70 zaodahy
Kamban-teny rehetra  71Fikambanana 32 amin' io teny io
Ohabolana  72 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)73 havana
Sokajin-teny  74 anarana
Fanazavàna teny malagasy  75Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara. [1.1]
Haiendriteny 
76 Tsotra :
77 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (3/3)80 havana
Sokajin-teny  81 anarana
Fanazavàna teny malagasy  82havanana. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  83droite. [Taisaka] [1.82]
Haiendriteny 
84 Tsotra :
85 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :

Fivaditsoratra  88 havana, 89 vahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09