Entry | hatezerana (tezitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana ¶ Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Emotions | |
Synonyms | fahatezerana | |
Quotes | Proverbs containing the word hatezerana | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |