Entrée 1/2 hasoavana (soa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1]
Explications en anglais Goodness; favorable circumstances [1.7]
Explications en français Bonté; circonstances favorables [1.8]
Mots composés 

Entrée 2/2 hasoavana (soa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1]
Explications en français  hasoavan-jaza [1.13]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31