Entry haren-danim-bazo (hary, lany, vazo)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ilazana ireo harena na fananana nomena ny sakaiza ratsy ka verivery foana ary very tanteraka; vola lany nanaovana ny sitrapon' ny vehivavy sakaiza [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31