Entry hararaotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra
Explanations in English  [Richardson 1885] ulceration
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka] panaris
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry hararaotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony
Explanations in English  [Richardson 1885] aggravation, following up, taking the opportunity of adding.

Updated on 2020/07/31