Entry |
hararaotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fery vao mainka mihalehibe: Manao hararaotra ilay tanako naratra [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | ulceration [Richardson 1885]
|
Explanations in French | panaris [Rajemisa: Vakoka]
|
Vocabulary |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
hararaotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanampiana trotraka, famelezana ny efa voa. Famonjena hanao zavatra haingana noho ny fahatahorana sao tsy misy hahazoana manao azy intsony [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | aggravation, following up, taking the opportunity of adding. [Richardson 1885]
|
|