Entrée 1/2 handrina
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
  [Betsimisaraka] [ handriña ] handrina [1.78]
Explications en anglais The forehead [1.7]
Explications en français Front [1.3]
 Le front [1.8]
Exemples 
1Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817]
2mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes 
Article 

Entrée 2/2 handrina
Partie du discours nom
Explications en français Menace, regard hardi ou irrité [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/20