Entry hamafisina (mafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Hamafiso ny fefiloha. / Nohamafisina ny fihavanana [Rajemisa 1985]
Explanations in English see mafy. [Richardson 1885]
Morphology 
hamafisina
hamafisiko
hamafisinao
hamafisiny
hamafisintsika
hamafisinay
hamafisinareo
hamafisin'
hamafisin-
hamafisim-
hamafisi-
nohamafisina
nohamafisiko
nohamafisinao
nohamafisiny
nohamafisintsika
nohamafisinay
nohamafisinareo
nohamafisin'
nohamafisin-
nohamafisim-
nohamafisi-
hohamafisina
hohamafisiko
hohamafisinao
hohamafisiny
hohamafisintsika
hohamafisinay
hohamafisinareo
hohamafisin'
hohamafisin-
hohamafisim-
hohamafisi-
hamafiso
Synonyms hamafina ~ mafina

Updated on 2020/07/31