Entrée | 1 halatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra 4 Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao 5 Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1] |
Explications en anglais |
6 theft, pilfery, robbery [1.2] |
Explications en français |
7 la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3#209] |
Exemples |
8 Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4#132] 9 tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18] 10 Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129] |
Dérivés |
|
Analogues | 16 rairay, temoka, latsakalina, behariva |
Mots composés |
|
Article |
26 Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 27 alahatr, halatra, lahatra |
Mis à jour le 2023/10/28 |