|
|
|
|

Teny iditra 1  haitraitra
Fototeny  2 haitra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Toetra na fihetsika atao noho ny fiangolangolana, fitadiavana hamalifaly, fanaovana ny sitrapon' ny tena, fa tsy noho ny antony iray mafonja akory: Haitraitra ihany no nanaovany izany fa tsy misy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 self-willedness, forwardness, waywardness, whim, fancifulness. [1.2]
16 whim, fancy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 bizarrerie, fantaisie, caprice, humeur difficile [1.3]
18 caprice, bizarrerie [1.8]
Ohatra  19  Teraka teo anivon' ny Betsimisaraka aho, ka mahalala fa tsy haitraitra na halamoana no tsy mba itondrany akanjo lamba. [2.471#30]
20  Rahona be haitraitra! [2.5#7]
Tovy hevitra  21 angetsangetsana, filatro
Mpanahaka  22  aingitraingitra, 23  angentsangentsana, 24  angesongeso, 25  angolangola, 26  angotingoty, 27  arana, 28  hantahanta, 29  hanta ratsy, 30  lalampo, 31  sarin-ditra, 32  siasia, 33  sitrapo, 34  sotro rano antanam-bazo, 35  tsingolavaitra, 36  vaibaitra
Fikambanana  37  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how haitraitra
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  39  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22