Entry | haga | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra) [Rakotosaona 1975] | |
Explanations in English | [Provincial] a hat with a brim. (Prov.) [Richardson 1885] | |
Entry | hagà | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io [Rajemisa 1985] | |
Explanations in English | an amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana. [Richardson 1885] | |
Explanations in French | conte, sornettes [Rajemisa: Vakoka] | |
Vocabulary | Literature: (in general) | |
Analogs | anjabobo ~ angano ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |