Entry habokana (boka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa.
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] leprosy
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1995, Beaujard 1998] lèpre
  [Abinal 1888, Hallanger 1974] la lèpre
Explanations in German  [Bergenholtz 1991] Lepra
Vocabulary 
Quotes 
Web World Health Organization: Leprosy (http://www.who.int/lep/index.html)

Updated on 2020/07/31