|
|
|
|

Entrée1  gitara
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1]
Exemples  5  Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra. [2.606#]
Hypéronyme 

Mis à jour le 2023/03/19