Entrée |
garabola
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny lakilasy misy ny mpianatra madinika vao mianatra abidy [1.1]
|
| Sehatra fibeazana fototra andraisana zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana:
Vao tao amin' ny garabola io zaza io dia efa hita ny haranitan-tsainy [1.62]
|
| Sekoly fibeazana fototra ianaran' ireo zaza vao miana-mandeha eo amin' ny fianarana: Manampy betsaka ny fanabeazana ny fampitaovana an' ireny garabola ireny [1.62]
|
Explications en français | Classe maternelle [1.5]
|
Exemples |
1 | Toraka izany ny mikasika ny fampianarana, manomboka amin’ny garabola ka hatrany amin’ny sampampianarana ambaratonga ambony
[4.27]
|
2 | Sa amin' ny alalan' ny fiparitahan' ny sekoly tsy miankina tsy an' ny fiangonana, izay mirehareha fa manome fampianarana amin' ny teny frantsay tanteraka manomboka amin' ny kilasy garabola ka hatramin' ny kilasy famaranana?
[4.27]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
tongavola ~
rosovola ~
kingavola ~
haivola |
|
Entrée |
Garabola
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | FOFAFIPE |
Editions | 1992, 2000. Largeur: 18cm. Hauteur: 24cm. Pages: 96. Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Faharoa sy Fanabeazana Fototra, Antananarivo.
|
Copyright | MinESEB 2000 |
Vocabulaire |
Description | Boky famakianteny sy fanazaran-tsaina ho an' ny T1 (Kilasy faha-11) |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|