Entry fotsy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [Rajemisa 1985]
Explanations in English white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [Richardson 1885]
 white [Hallanger 1973]
Explanations in French blanc [Abinal 1888, Deschamps 1936, Hallanger 1974]
 nettoyé [Deschamps 1936, Abinal 1888]
  [Taisaka] propre [Deschamps 1936]
 fourbi, rendu propre, blanchi [Abinal 1888]
Derivations 
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Colors
Examples Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Quotes 
Toponymy Place names having the word fotsy (16)
Ambatofotsikely
Ambatofotsy
Amborompotsy
Ampasimpotsy
  Andranofotsy
Ankazofotsy
Antanifotsy
Hazofotsy
  Lambafotsy
Marofotsy
Ranofotsy
Riampotsy
  Tanifotsy
Vatofotsy
Vohipotsy
Zazafotsy
 

Entry fotsy
Part of speech adjective
Explanations in English disregarded, vain, worthless, disparaging [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 

Entry fotsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] ravinala [Rakotosaona 1975]
Explanations in French  [Taisaka] ravenale [Deschamps 1936]
Synonyms fontsy

Updated on 2020/07/31