Entrée | 1 fotsiny (fotsy) |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Tsy misy fanampiny tsy misy fangarony: Vary fotsiny no haniny isan' andro (tsara homarihina fa na mitovitovy hevitra amin' ny Ihany sy ny Monja aza ny Fotsiny dia misy maha-samy hafa azy amin' ireo ihany: ny fotsiny dia manantitrantitra momba ny tsy fisiana fanampiny, fangarony: Vary fotsiny no haniny; ny ihany, momba ny maha-irery ilay voalaza: Rakoto ihany no mpampianatra azoazoko; ary ny monja kosa, fampiasa indrindra miaraka amin' ny teny milaza: Mpianatra telo monja no tonga [1.1] |
Explications en anglais |
4 alone, exclusive of anything else, for nothing, insignificantly, causelessly. See foana, hiany, maina. [1.2] |
Explications en français |
5 seulement, simplement [1.3#192, 1.5#125] 6 sans raison, vainement, inutilement [1.3#192] |
Exemples |
7 Dia aoka fotsiny e! [2.445] 8 Fakana sary fotsiny ve? [2.356] 9 Ekeo fotsiny aloha ny adidy. [2.528] 10 Fisotroana fotsiny no natao tao. [2.4] 11 Manginy fotsiny izany, hoy ny mahalala. [2.499] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
14 Tous les adverbes |
Anagrammes | 15 finotsy, fonitsy, fotsiny, Ifontsy |
Mis à jour le 2020/07/31 |