|
|
|
|

Entrée1  fotsimbary
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: agriculture
Explications en malgache  4  akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62]
Explications en anglais  5  peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2]6  white rice cleaned and ready for cooking [1.7]
Explications en français  7  riz blanc prêt à la cuisson [1.8]8  (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage. Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy. [1.196]
Exemples  9  Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
10  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Mots élémentaires  11  fotsy, vary
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fotsimbary

Mis à jour le 2024/08/13