Entry | fotoam > fotoam-borizano (fotoana, borizano) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in Malagasy | [ fotoam-borozano ] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | [ fotoam-borozano ] ne pas arriver à heure fixe, mais quand on voudra [Abinal 1888] | |
Entry | fotoam > fotoam-panjakana (fotoana, zaka) | |
Part of speech | expression | |
Explanations in English | Liable to be arrested for a crime ¶ a successor or heir. [Richardson 1885] | |
Explanations in French | le temps ou lieu déterminé par l'Etat [Abinal 1888] | |
Entry | fotoam > fotoana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in Malagasy | Faharetana voamariky ny fifandimbiasan' ny andro sy ny alina, ny taona, ny zava-dehibe nitranga: Tamin' ny fotoana nanjakan' Andrianampoinimerina no nandroso fatratra ny teto Imerina ¶ Andro: Be loatra ny asa ka mila tsy hanam-potoana hisakafoana akory aho ¶ Paik' andro, fetr' andro: Tonga ny fotoana handoavanao ny volako ka omeo aza fady ¶ Tapak' andro, ora nifanaovana, nifanarahana hihaonana: Tamin' ny telo no fotoananay nefa mbola tsi tonga ihany izy ¶ Fizarantaona fanaovana asa, taozavatra: Fotoana fanetsana izao. [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explanations in English | an appointed time. Same as fitoana. [Richardson 1885] | ||||||||
time; a rendezvous [Hallanger 1973] | |||||||||
Explanations in French | (qu'on prononce quelquefois fitoana) rendez-vous, terme, échéance, temps ou lieu fixé [Abinal 1888] | ||||||||
le temps; moment; rendez-vous [Hallanger 1974] | |||||||||
temps, date [SLP 1986] | |||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | fitoana | ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word fotoana | ||||||||
Articles | Randzavola: fotoana ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Entry | fotoam > fotoana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | menstruation [SLP 1986] | ||||||||
Vocabulary | Biology | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | fotoam > fotoana | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Explanations in French | [Merina, Sihanaka] Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Voir aussi foto. [Boiteau 1997] | ||||||||
Vocabulary | Botany | ||||||||
Scientific name | Rhodolaena bakeriana | ||||||||
Entry | fotoam > fotoam-pahamaizana | |
Part of speech | expression | |
Explanations in French | situation d'urgence [SLP 1986] | |
![]() |