|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fotaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
4  Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
Explications en anglais  5  mud, slime, bog [1.2]
6  mud [1.7]
Explications en français  7  la boue [1.8]
Exemples  8  Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
9  mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Analogues  16  fotadrevo, fotamalemy
Mots composés 
Zoonymes 
Toponymes 

Entrée (2/2)33  fotaka
Partie du discours  34  nom
Explications en malgache  35  [fôtaka] varatra: Latsaham-pôtaka [Bezanozano] [1.78]
Explications en anglais  36  a thunderbolt. [1.2]
37  lightning [1.7]
Explications en français  38  la foudre [1.8]
Vocabulaire  39  Météorologie
Morphologie 
40  Simple :
41  Préfixée :

Anagrammes  42  fotaka, takofa

Mis à jour le 2023/08/11