|
|
|
|

Teny iditra 1  fonosina
Fototeny  2 fono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandava
9 Atao ao anatin' ny zavatra iray izay manodidina azy tanteraka: Fonosy ao anaty lamba ny zanakao fa mandrivotra ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be covered, to be wrapped up, to be shrouded. [1.2]
11 to be wrapped; to be bound (of books) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on enveloppe; qu'on relie [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fonosina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21