Entry fomba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiaraka mandeha, fanotrona
¶ Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
¶ Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
¶ Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
¶ Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany
Mitovy hevitra: fahazarana ~ famindra. ~ fanao ~ fenitra ~ fihetsehan ~ fihetsika ~ filamatra ~ filatro ~ riba ~ sata [1.1]
Explanations in English custom, habit. [1.2]
 a custom; a habit; the nature of a thing or of a person [1.7]
Explanations in French coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [1.8]
Morphology 
fomba
fombako
fombanao
fombany
fombantsika
fombanay
fombanareo
fomban'
fomban-
fombam-
-pomba
-pombako
-pombanao
-pombany
-pombantsika
-pombanay
-pombanareo
-pomban'
-pomban-
-pombam-
Derivatives 
Compound words 
Titles 
Proverbs 

Entry fomba
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Raphia ruffia
Synonyms fombanala

Updated on 2020/07/31