|
|
|
|

Teny iditra1  fohehatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Idiran-doza, iharam-pahavoazana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 disastrous, unlucky, calamitous, unfortunate, spoiled. See simba, rava, and under fady.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui a ou qui éprouve du dommage, du malheur, de l'infortune. [1.3]
Ohatra  6  Endre, mbola eo ihany lahy ilay fohehatra io! [2.69#]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16 fady fohehatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11