Entrée |
fodiana
(ody)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [1.1]
|
Explications en anglais | A returning ; a pretense [1.7]
|
Explications en français | Lieu où l'on retourne, action de retourner [1.8]
|
Proverbes |
|
Entrée |
fodiana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Fitokanana [1.78]
|
|