|
|
|
|

Entrée1  foana
Partie du discours  2  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  3  Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana
4  Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany
5  Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy
6  Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto
7  Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io
8  Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory
9  Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1]
Explications en anglais  10  empty, void [1.2, 1.7]
11  vain
12  freely, foolishly, uselessly [1.2]
Explications en français  13  vide [1.3#177, 1.8]
14  vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu
15  sans but, inutilement [1.3#177]
Exemples  16  Mihomehimehy foana ialahy! [2.117]
17  Miherikerika foana teo izy. [2.470]
18  Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [2.69]
Morphologie 
19  Simple :
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes passifs :
22  Verbes relatifs :
23  Noms :
24  Adjectifs :
25  Adverbes :
Analogues  26  lany, jifa, majifa, fongana, tapitra
Mots composés 
Phytonymes 

Anagrammes  58  afano, afona, anofa, aofan, fanao, fanoa, fanoa-, foana, naofa, ofana

Mis à jour le 2023/04/14