Entry fivoriana (vory)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
¶ Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena
Explanations in English  [Hallanger 1973] a meeting, a gathering;
Explanations in French  [Hallanger 1974] réunion, assemblée
Analogs  fivoriambe

Updated on 2020/07/31