|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsako |
| Fototeny | 2tsako |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby.
5Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitsako |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac). Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. (Solanaceae)..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 10 fikatso, 11 fitsako, 12 fitsoka, 13 fokatsy, 14 kafotsy, 15 tsakofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|