Entry |
fitsaka
(tsaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
fitsaka
(tsaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina mitsaka na mita rano [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
fitsaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
|
Entry |
fitsaka
(tsaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [Rajemisa 1985]
|
Derivations |
Synonyms | |
|