Entrée | fitory (tory) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin' Andriamanitra Azo torina [1.1] | |
Exemples | Fa tao amin' ireo Kolejy ireo no nohamafisina ny foto-pisainana samihafa, ny fomba fitondrana tsy mitovy, ny fiheverana momba ny vola, hatramin' ny fomba fitory teny.
[2.356] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/04/14 |
![]() |