Entrée | 1 fitokanana (tokana) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin' ny hafa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana atỳ antany efitra atỳ, fa raha sanatria marary kosa ianao, dia ho sahirana 4 Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan' ny hampiasana azy: Amin' ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. [1.1] |
Explications en anglais |
5 isolation; a being apart; an act of consecration or dedication: [1.7] |
Explications en français |
6 isolement, séparation ; acte de consécration ; cf. fanokanana [1.8] |
Exemples |
7 tsy dia ny fitokanana ny trano fiangonana ao an-tanin drazana hiany no nahatongavako; [2.59#] 8 Amin' ny trano kely toy izany, tsy misy loatra ny tena fitokanana, ka izay natao saika nifankahitana avokoa. [2.472#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 fikatonana, fikotanana, fitakonana, fitokanana, tafaonkina |
Mis à jour le 2023/08/24 |