|
|
|
|

Entrée fitia (tia)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mitia: Aza atao fitia varavarana, tiana ihany ka atositosika
Fahazoana mitia: Atao ahoana na fitia olona toa an'io
Fitiavana: Tsy manam-pitia anao, hono, izy ~ Bobongolo ilay fitia [1.1]
Explications en français L'affection [1.3]
 Amour [1.5]
Exemples hoy ny famalin'ilay Andriana mahavaly fitia; [2.298]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : fitia, fitiako, fitianao, fitiany, fitiantsika, fitianay, fitianareo, fitian', fitian-, fitiam-
Préfixée : -pitia, -pitiako, -pitianao, -pitiany, -pitiantsika, -pitianay, -pitianareo, -pitian', -pitian-, -pitiam-

Mis à jour le 2023/05/20