|
|
|
|

Entrée1  fitetehana (tetika)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo
4  Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vavahady
5  Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny [1.1]
Explications en français  6  débitage [1.13]
Exemples  7  Izany hoe, hovana kely ny Fitondrana, mba tsy ho velona indray ny fiangarana sy ny fitetehana mangingina; [2.270#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/10