Entry fisohika (sohika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran'ny olona misohika na manano sarotra rehefa miaina fa fohifohy fiaina ary misesisesy. [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31