Entry |
finaritra
(faritra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
tsara, salama tsy marofy [Rakotosaona 1975]
|
| Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo ¶ Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia ¶ Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha ¶ Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted. ¶ used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as:
Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir?
Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra [Richardson 1885]
|
| well, happy [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | [Tankarana]
salut betsimisaraka, la réponse est la même. [David: Dialectes (takila F)]
|
| bien portant; heureux [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
|
| joyeux [Rajaonarimanana 1995]
|
Derivations |
Morphology |
|
Examples |
|
Quotes |
|
Entry |
finaritra
(faritra)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in French | circonscrit, limité [Abinal 1888 page 155]
|
Morphology |
finaritra
finaritro
finaritrao
finariny
finaritsika
finaritray
finaritrareo
finaritr'
finari-
finaritry
| |
nofinaritra
nofinaritro
nofinaritrao
nofinariny
nofinaritsika
nofinaritray
nofinaritrareo
nofinaritr'
nofinari-
nofinaritry
| |
hofinaritra
hofinaritro
hofinaritrao
hofinariny
hofinaritsika
hofinaritray
hofinaritrareo
hofinaritr'
hofinari-
hofinaritry
| |
|
Synonyms | |
|