Entrée | 1 fikohafana (kohaka) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Santé |
Explications en malgache |
4 Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes [1.3#347] |
Exemples |
6 Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424#] |
Mis à jour le 2024/02/02 |