Entrée fihodinana (hodina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina
Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao
Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1]
Explications en français Rotation [1.13]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/05