Entry | fihobiana (hoby) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiderana amin' ny akoram-pifaliana [1.1] | |
Explanations in French | L’action d’acclamer, le lieu,les circonstances [1.3] | |
Examples | Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka.
[1.437] | |
Anagrams |
Updated on 2023/01/09 |
![]() |