Entry fihasinana (hasina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937] ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy
  [Rajemisa 1985] toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny
Explanations in French  [Abinal 1888] lieu de la consécration, du couronnement

Entry fihasinana (hasina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fiolanana; fandrotsirotsiana

Entry Fihasinana
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937] renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza

Updated on 2020/07/31