|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fiharatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3hareza.
[Taimoro]
[1.78] 4Fomba entina miharatra. 5Lelan-java-maranitra, hareza. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a small razor or knife, a lancet. fihatsaka also used. See hareza.
[1.2] 7a razor. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8rasoir.
[1.8] |
| Mpanahaka | 9 hareza, 10 mangoro |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 fiharatra |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Enti-milaza olona fetsy.
16Olona kinga aoka izany raha hiteny. [1.1] |
| Mpanahaka | 17 fetsy |
| Fivaditsoratra | 18 fahiratra, 19 fiharatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|