Entry fifohazana (foha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana [Rajemisa 1985]
Explanations in English awakening; revival [Hallanger 1973]
Explanations in French réveil ; action de se lever [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 58]
2Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 172]

Updated on 2020/07/31