Entry fifindrana (findra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
¶ Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa
Explanations in English  [Hallanger 1973] the act of moving; a change of residence
Explanations in French  [Hallanger 1974] action de changer de domicile
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31