|
|
|
|

Entrée1  fidirana (iditra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io
4  Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha
5  Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [1.1]
6  fitsofohana [1.13]
Explications en anglais  7  an entrance. [1.2]
Explications en français  8  entrée, admission, pénétration [1.13]
Exemples  9  Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly. [2.356]
10  ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga; [2.59]
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fidirana
Illustrations 
13 

Anagrammes  14  faridina, fidirana, firidana

Mis à jour le 2023/09/30