Entry | fibebahana (bebaka) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao! ¶ Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [Rajemisa 1985] | ||||
Explanations in English | repentance, contrition [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
confession [Richardson 1885] | |||||
Explanations in French | L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [Abinal 1888] | ||||
repentir, regret [Hallanger 1974] | |||||
Vocabulary | Emotions | ||||
Examples |
| ||||
Articles | Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |