Entry | fiantrana (antra) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra ¶ Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny [Rajemisa 1985] | ||||||
Explanations in English | compassion [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||
charitableness, alms, alms-deeds, pity [Richardson 1885] | |||||||
help given to the poor [Hallanger 1973] | |||||||
Explanations in French | l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes) [Abinal 1888 page 55] | ||||||
secours, aumône [Hallanger 1974] | |||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||
Examples |
| ||||||
Articles | Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Updated on 2021/08/03 |
![]() |