Entry fiangaviana (angavy)
Part of speech noun
Explanations in English an urgent plea [1.7]
Explanations in French la demande, celui à qui on demande [1.3]
 requête urgente [1.8]
Examples 
1hoy ny feony feno fiangaviana. [2.529]
2Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. [2.4]
3Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643]

Updated on 2023/01/08