Entry |
fery
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro ¶ Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky ¶ Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a wound, a hurt, an ulcer, a sore. [Mal. puru.] [Richardson 1885]
|
| a wound, a sore [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | plaie, blessure [Hallanger 1974]
|
Vocabulary |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|