|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1 fatra-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe fatratra

Teny iditra (2/9)3 fatra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny?.
6Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a measure for solids and liquids.. [1.2]
8any measure of capacity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9mesure.. [Tankarana] [1.19]
10mesure de capacité. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/9)24 fatra
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26kijana. [Taisaka]
27havoana. [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28collines offrant un pâturage. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/9)29 fatra
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny malagasy  31teny napetraka, hafatra. [Bezanozano] [1.78]
Kamban-teny rehetra  32fa-drazana

Teny iditra (5/9)33 fatra
Sokajin-teny  34 anarana
Fanazavàna teny malagasy  35anaran-kazo, hazo manitra. [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  36(du souahéli matra) Nom générique des bois faciles à traiter, avec lesquels on fait les mesures pour le riz, elles-mêmes appelées fatra ou vata. fatra est à la fois la mesure et l'action de vendre, de faire payer quelque chose. Son emploi montre le passage à l'économie marchande et il est important que le mot soit d'origine souahélie. Il montre que l'idée d'économie marchande est arrivée dans l'Ouest, amenée par les peuples islamisés de la côte orientale d'Afrique. Ceux que les Arabes appelaient le zanj (d'où le nom de Zanzibar). Dans certains dialectes, on prononce fatsa. Les principales espèces connues sous ce nom de fatra sont énumérées ci-dessous. [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (6/9)38 fatra
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny frantsay  40Terminalia pumila Thouars ex Tul. (Combretaceae). Beau bois utilisé aussi en charpente, en menuiserie, etc. L'écorce fournit une teinture jaune. Elle entre parfois dans la composition des belahy, ajoutés aux boissons alcooliques.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  41 Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/9)42 fatra
Sokajin-teny  43 anarana
Fanazavàna teny frantsay  44Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae) : la moelle fournit une fécule appréciée, genre de sagou.. [Betsimisaraka, Tankarana] [1.196]
Voambolana  45 Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/9)46 fatra
Sokajin-teny  47 anarana
Fanazavàna teny frantsay  48« arbre produisant le litimainty ou benjoin » (Hugon 1818). Peut-être aussi un terminalia ? Le vrai benjoin n'existe pas à Madagascar.. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  49 Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (9/9)50 fatra
Sokajin-teny  51 anarana
Fanazavàna teny frantsay  52Arbre indéterminé.. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  53 Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02