Entrée | 1 fatana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono 4 Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa [1.1] |
Explications en anglais | 5 the place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace. [1.2]6 a fireplace; a stove [1.7] |
Explications en français | 7 âtre, foyer, fourneau, réchaud [1.8] |
Exemples |
8 Narehitra natao nafana ny fatana. [2.245#] 9 hoy ilay zazavavy sady nanatona ny fatana izy. [2.332#] 10 Sady mihinana izy roa lahy no tohofany kitay ny fatana. [1.281#] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot fatana |
Article |
18 Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano) |
Anagrammes | 19 antafa, fanata, fatana, tafana |
Mis à jour le 2023/05/15 |